Eksodosy 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hitondra azy ireo ianao ka hametraka* azy eo amin’ny tendrombohitra lovanao,+Izay toerana efa nomaninao hoe hipetrahanao, Jehovah ô,Dia ny toerana masina naorin’ny tananao, Jehovah ô!
17 Hitondra azy ireo ianao ka hametraka* azy eo amin’ny tendrombohitra lovanao,+Izay toerana efa nomaninao hoe hipetrahanao, Jehovah ô,Dia ny toerana masina naorin’ny tananao, Jehovah ô!