16 Mba novany ihany ny zavatra fanaony, nefa tsy nihatsara akory.
Tsy nisy nilana azy hoatran’ny tsipìka migoragora izy ireo.+
Ho fatin’ny sabatra ny andriana eo aminy satria tezitra sady manao vava be.
Noho izany, dia hesoin’ny olona izy ireo any Ejipta.”+