Mpitsara 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah tamin’ny farany,+ ka hoy izy: “Satria ity firenena ity tsy nanaja ny fifanekena+ nataoko tamin’ny razambeny sady tsy nankatò ahy,+
20 Dia tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah tamin’ny farany,+ ka hoy izy: “Satria ity firenena ity tsy nanaja ny fifanekena+ nataoko tamin’ny razambeny sady tsy nankatò ahy,+