Isaia 42:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hivoaka hiady toy ny lehilahy matanjaka i Jehovah.+ Efa maika hanao zavatra hoatran’ny miaramila izy,+ Ary hiantsoantso mafy hanao hiakan’ady.Dia hasehony fa mahery noho ny fahavalony izy.+
13 Hivoaka hiady toy ny lehilahy matanjaka i Jehovah.+ Efa maika hanao zavatra hoatran’ny miaramila izy,+ Ary hiantsoantso mafy hanao hiakan’ady.Dia hasehony fa mahery noho ny fahavalony izy.+