-
Nehemia 9:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Tsy nankatò ny Lalànao ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny mpisoronay ary ny razambenay, sady tsy niraharaha ny didinao na ny fampitandremana* nomenao azy.
-