-
Jeremia 51:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 ‘Hifotitra amin’i Babylona anie ny herisetra nataony tamiko sy tamin’ny vatako!’, hoy ny mponin’i Ziona.+
Milaza koa i Jerosalema hoe: ‘Hivaly amin’ny mponin’i Kaldea anie ny rako!’”
-