-
Salamo 44:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Avelanao handatsa anay ireo firenena.
Avelanao haneso sy hanaraby anay ny olona rehetra manodidina anay.
-
-
Salamo 79:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nataon’ny mpiara-monina aminay afa-baraka izahay;+
Maneso sy manaraby anay ny manodidina anay.
-