-
Nahoma 2:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Fa haverin’i Jehovah amin’ny laoniny ny voninahitr’i Jakoba,
Sy ny voninahitr’i Israely,
Satria efa nandravarava azy ny mpandravarava,+
Ary nopotehin’izy ireo ny sampany vao mitsiry.
-