-
Eksodosy 4:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary lazao amin’i Farao hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Zanako ny Israely, zanako lahimatoa.+
-
-
Isaia 49:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 I Jehovah no namolavola ahy tao an-kibo mba ho lasa mpanompony.
Izy ilay niteny hoe tokony hampiverina an’i Jakoba aminy aho,
Amin’izay dia ho tafangona any aminy indray i Israely.+
Dia hahazo voninahitra eo imason’i Jehovah aho,
Ary ilay Andriamanitro no ho heriko.
-