-
Levitikosy 23:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: 24 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Amin’ny andro voalohan’ny volana fahafito dia hitsahatra tanteraka ianareo. Hotsofina ny trompetra amin’io andro io mba hahatsiarovanareo+ fa fivoriambe masina izy io.
-