Eksodosy 20:2-5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 6:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+ 14 Aza manompo andriamani-kafa, dia ny andriamanitr’ireo firenena manodidina anao,+
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+ 14 Aza manompo andriamani-kafa, dia ny andriamanitr’ireo firenena manodidina anao,+