-
Salamo 11:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Raha rava ny fototra,*
Inona no azon’ny olo-marina atao?”
-
-
Ohabolana 29:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Lasa milamina ny tany rehefa manao ny rariny ny mpanjaka,+
Fa mandrava azy kosa ny olona tia kolikoly.
-