-
2 Tantara 20:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ary niasa tamin’i Jahaziela ny fanahin’i Jehovah tamin’izy teo amin’ny fiangonana. I Jahaziela dia zanak’i Zakaria, zanak’i Benaia, zanak’i Jeiela, zanak’i Matania, izay Levita avy tamin’ny taranak’i Asafa.
-