-
Mpitsara 8:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Fa hoy i Zebaha sy Zalmona tamin’i Gideona: “Maninona raha ianao mihitsy no mamono anay e! Raha tena lehilahy ianao, dia asehoy ny herinao.” Dia novonoin’i Gideona i Zebaha sy Zalmona.+ Ary nalainy ireo ravaka miendrika volan-tsinana teny am-bozon’ny ramevan’izy ireo.
-