Salamo 144:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Jehovah ô! Ataovy ambany kokoa* ny lanitra ka midìna;+Kasiho ny tendrombohitra ary ataovy midona-tsetroka.+ Nahoma 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Iza no hahavita hijanona eo anatrehany rehefa tezitra izy?+ Ary iza no hahatanty ny fahatezerany?+ Hiraradraraka hoatran’ny afo ny fahatezerany mafy,Ary ho potipotika ny vatolampy noho ny zavatra hataony.
5 Jehovah ô! Ataovy ambany kokoa* ny lanitra ka midìna;+Kasiho ny tendrombohitra ary ataovy midona-tsetroka.+
6 Iza no hahavita hijanona eo anatrehany rehefa tezitra izy?+ Ary iza no hahatanty ny fahatezerany?+ Hiraradraraka hoatran’ny afo ny fahatezerany mafy,Ary ho potipotika ny vatolampy noho ny zavatra hataony.