Levitikosy 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia homeko ranonorana amin’ny fotoanany,+ ka hahavokatra ny tany+ ary hamoa ny hazo eny an-tsaha. Salamo 67:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hahavokatra ny tany;+Hitahy antsika Andriamanitra, eny, ilay Andriamanitsika.+ Isaia 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika, eto amin’ity tendrombohitra ity,+Dia fanasambe misy hanim-pito loha,+Fanasambe misy divay tena tsara,*Sy hanim-pito loha sady be tsoka,Ary divay tena tsara efa notantavanina. Isaia 30:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika, eto amin’ity tendrombohitra ity,+Dia fanasambe misy hanim-pito loha,+Fanasambe misy divay tena tsara,*Sy hanim-pito loha sady be tsoka,Ary divay tena tsara efa notantavanina.