-
Isaia 60:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ho tonga hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo nampijaly anao.
Hiankohoka eo an-tongotrao daholo koa izay manambanimbany anao.
Ary hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah ianao,
Dia Zionan’Ilay Masin’ny Israely.+
-