-
Salamo 116:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hilamin-tsaina indray aho,
Fa tsara fanahy amiko i Jehovah.
-
-
Salamo 119:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Anehoy hatsaram-panahy ity mpanomponao,
Mba ho velona sy hankatò ny teninao.+
-