-
Mpitoriteny 8:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hitako ny nandevenana ny ratsy fanahy, izany hoe ny olona nivezivezy nivoaka sy niditra tao amin’ny toerana masina. Vetivety anefa izy ireny dia hadino tao amin’ilay tanàna nanaovany ny asa ratsiny.+ Tsisy dikany koa izany.
-