1 Tantara 16:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Niaraka tamin’izy ireo koa i Hemana sy Jedotona+ ary izay sisa tavela tamin’ny lehilahy voafantina sy voatonona anarana mba hisaotra an’i Jehovah,+ satria “be fitiavana sady tsy mivadika mandrakizay izy.”+ Isaia 54:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa na hesorina aza ny tendrombohitra,Ary na hihozongozona aza ny havoana,Dia mbola ho tia anao sy tsy hivadika aminao aho,+Ary tsy ho rava ny fifanekem-pihavanana ataoko aminao”,+ hoy i Jehovah, Ilay mamindra fo aminao.+
41 Niaraka tamin’izy ireo koa i Hemana sy Jedotona+ ary izay sisa tavela tamin’ny lehilahy voafantina sy voatonona anarana mba hisaotra an’i Jehovah,+ satria “be fitiavana sady tsy mivadika mandrakizay izy.”+
10 Fa na hesorina aza ny tendrombohitra,Ary na hihozongozona aza ny havoana,Dia mbola ho tia anao sy tsy hivadika aminao aho,+Ary tsy ho rava ny fifanekem-pihavanana ataoko aminao”,+ hoy i Jehovah, Ilay mamindra fo aminao.+