2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 33:13-15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mitazana avy any an-danitra i Jehovah;Hitany daholo ny zanak’olombelona.+ 14 Avy any amin’ny toerana onenany izyNo mandinika an’ireo mponina eto an-tany. 15 Izy no namorona ny fon’izy rehetra;Dinihiny daholo izay ataon’izy ireo.+ Hebreo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Mitazana avy any an-danitra i Jehovah;Hitany daholo ny zanak’olombelona.+ 14 Avy any amin’ny toerana onenany izyNo mandinika an’ireo mponina eto an-tany. 15 Izy no namorona ny fon’izy rehetra;Dinihiny daholo izay ataon’izy ireo.+