-
1 Timoty 6:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 ilay Tompom-pahefana falifaly sady tokana, izay hiseho amin’ny fotoana voatondro. Izy no Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo,+
-
-
Apokalypsy 19:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary nisy anarana voasoratra teo amin’ny akanjony ivelany, teo amin’ny feny, hoe Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo.+
-