Joba 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsarovy fa miserana toy ny rivotra ny fiainako,+Ary tsy hahita hasambarana* intsony mihitsy ny masoko. Salamo 39:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nataonao vitsy* tokoa ny androko,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny halavan’ny androm-piainako.+ Toy ny fofonaina tokoa ny olona rehetra, na dia toa tsy misy mampanahy azy aza.+ (Sela)
7 Tsarovy fa miserana toy ny rivotra ny fiainako,+Ary tsy hahita hasambarana* intsony mihitsy ny masoko.
5 Nataonao vitsy* tokoa ny androko,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny halavan’ny androm-piainako.+ Toy ny fofonaina tokoa ny olona rehetra, na dia toa tsy misy mampanahy azy aza.+ (Sela)