-
2 Samoela 19:34, 35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Hoy anefa i Barzilay: “Mbola ho velona firy taona* moa aho no hiara-miakatra amin’ny mpanjaka ho any Jerosalema? 35 Efa 80 taona aho izao.+ Tsy afaka manavaka ny tsara sy ny ratsy intsony aho. Tsy mahafantatra ny tsiron’izay haniko sy sotroiko intsony izaho mpanomponao, sady tsy afaka mandre ny feon’ny mpihira lahy sy vavy.+ Koa nahoana ny mpanomponao no ho enta-mavesatra ho an’ny mpanjaka tompoko?
-