FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 33:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Matahotra be+ ny mpanota ao Ziona,

      Ary lasa mangovitra ireo miala amin’Andriamanitra, ka miteny hoe:

      ‘Iza amintsika no mahavita mipetraka ao anaty afo mandevona?+

      Iza amintsika koa no mahavita mipetraka ao anaty lelafo tsy mety maty?’

  • Lioka 12:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora an’Ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono anareo ho faty. Averiko aminareo indray hoe matahora Azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara