Salamo 39:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Jehovah ô, ampio aho hahafantatra an’izay hiafarakoSy ny halavan’ny androm-piainako,+Mba hahalalako fa fohy ihany ny fiainako.*
4 “Jehovah ô, ampio aho hahafantatra an’izay hiafarakoSy ny halavan’ny androm-piainako,+Mba hahalalako fa fohy ihany ny fiainako.*