2 Mpanjaka 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nivavaka i Elisa hoe: “Jehovah ô, sokafy re ny masony mba hahitany e!”+ Avy hatrany dia nosokafan’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary ireo fa feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra nanodidina an’i Elisa.+ Salamo 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
17 Dia nivavaka i Elisa hoe: “Jehovah ô, sokafy re ny masony mba hahitany e!”+ Avy hatrany dia nosokafan’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary ireo fa feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra nanodidina an’i Elisa.+