Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana ary izaho no hamaly+Amin’ny fotoana voatondro, rehefa mibolisatra ny tongony.+Efa akaiky mantsy ny andro hahitany loza,Ary ho tonga haingana ny zavatra efa miandry azy.’ Nahoma 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony.Mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah, sady efa hampiseho ny fahatezerany.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,Ary mitahiry fahatezerena amin’izy ireny. Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
35 Ahy ny famaliana ary izaho no hamaly+Amin’ny fotoana voatondro, rehefa mibolisatra ny tongony.+Efa akaiky mantsy ny andro hahitany loza,Ary ho tonga haingana ny zavatra efa miandry azy.’
2 Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony.Mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah, sady efa hampiseho ny fahatezerany.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,Ary mitahiry fahatezerena amin’izy ireny.