-
Salamo 14:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tsy mba misy tonga saina ve ny mpanao ratsy?
Arapany ny vahoakako, ka hohaniny hoatran’ireny mihinan-kanina ireny.
Tsy mba miantso an’i Jehovah izy ireo.
-