-
Salamo 59:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Afaho tsy ho azon’ireo manao ratsy aho,
Ary vonjeo tsy ho azon’ny olona mahery setra.*
-
-
Ezekiela 8:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary hoy izy tamiko: “Hitanao ve, ry zanak’olona, izao ataon’ny anti-panahin’ny taranak’Israely ao amin’ny maizina izao? Jereo ny ataony ao amin’ireo efitrano anatiny ametrahan’izy tsirairay ny sampiny. Hoy mantsy izy ireo: ‘Tsy mahita antsika ange i Jehovah e! Efa nafoin’i Jehovah ny tanintsika!’”+
-