FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nahoma 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony.

      Mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah, sady efa hampiseho ny fahatezerany.+

      Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,

      Ary mitahiry fahatezerena amin’izy ireny.

  • Nahoma 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Iza no hahavita hijanona eo anatrehany rehefa tezitra izy?+

      Ary iza no hahatanty ny fahatezerany?+

      Hiraradraraka hoatran’ny afo ny fahatezerany mafy,

      Ary ho potipotika ny vatolampy noho ny zavatra hataony.

  • Malakia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ho avy ilay andro mandoro hoatran’ny lafaoro.+ Amin’izay dia ho lasa hoatran’ny vodivary daholo izay sahisahy ratsy sy mpanao ratsy. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara