Salamo 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 101:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 119:104 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 104 Ny didinao no mahatonga ahy hahira-tsaina+ amin’izay ataoko, Ka halako ny lalan-diso+ rehetra. Romanina 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly mihoatra noho ireo namanao.”+
9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly mihoatra noho ireo namanao.”+