FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Tanteraho tsara izay rehetra nolazaiko taminareo.+ Ary aza manonona anaran’andriamani-kafa. Tsy tokony ho heno tononin’ny vavanao izany.+

  • Josoa 23:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa manàna herim-po* hankatoavana sy hanarahana an’izay rehetra voasoratra ao amin’ny boky misy ny Lalàn’i Mosesy,+ ka aza miala amin’izany mihitsy, na mivily miankavanana na miankavia.+ 7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza tononina na dia ny anaran’ny andriamaniny aza,+ ary aza mianiana amin’ny anaran’izy ireny. Aza manompo an’ireny mihitsy na miankohoka aminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara