1 Samoela 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia naka zanak’ondry mbola minono i Samoela, ka nanolotra an’izany ho fanatitra dorana manontolo+ ho an’i Jehovah. Ary niantso vonjy tamin’i Jehovah ho an’ny Israely izy, ka namaly azy i Jehovah.+
9 Dia naka zanak’ondry mbola minono i Samoela, ka nanolotra an’izany ho fanatitra dorana manontolo+ ho an’i Jehovah. Ary niantso vonjy tamin’i Jehovah ho an’ny Israely izy, ka namaly azy i Jehovah.+