Deoteronomia 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa natahotra be aho satria tena tezitra be taminareo i Jehovah,+ ka efa saika handringana anareo. Mbola nihaino ahy ihany anefa i Jehovah tamin’izay.+
19 Fa natahotra be aho satria tena tezitra be taminareo i Jehovah,+ ka efa saika handringana anareo. Mbola nihaino ahy ihany anefa i Jehovah tamin’izay.+