FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+

      Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,

      Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+

  • Salamo 66:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hankao an-tranonao hitondra fanatitra dorana aho.+

      Hefaiko aminao ny voadiko,+

  • Salamo 122:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 122 Faly aho rehefa niteny tamiko izy ireo hoe:

      “Andao isika ho any an-tranon’i Jehovah!”+

       2 Ary izao ny tongotray dia mijoro

      Eo am-bavahadinao,* ry Jerosalema+ ô!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara