-
Fitomaniana 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mandatsaka afo avy any amin’ny avo izy mba handoroana ny taolako+ rehetra.
Mamelatra harato hamandrihana ny tongotro izy; tereny hihemotra aho.
Ataony lasa vehivavy manirery aho.
Marary foana aho tontolo andro.
-