Salamo 139:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa tena sarobidy amiko ny hevitrao!+ Tena be dia be tokoa ny isan’ireny, Andriamanitra ô!+ 18 Raha andramako isaina ireny, dia betsaka lavitra noho ny fasika.+ Rehefa mifoha aho, dia mbola eo aminao ihany.*+
17 Koa tena sarobidy amiko ny hevitrao!+ Tena be dia be tokoa ny isan’ireny, Andriamanitra ô!+ 18 Raha andramako isaina ireny, dia betsaka lavitra noho ny fasika.+ Rehefa mifoha aho, dia mbola eo aminao ihany.*+