FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 9:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha mbola niteny sy nivavaka ary niaiky ny fahotako sy ny fahotan’ny Israely fireneko aho, sady nitalaho famindram-po teo anatrehan’i Jehovah Andriamanitro momba ny tendrombohitra masin’ilay Andriamanitro,+ 21 ary raha mbola nivavaka aho, dia nankeo amiko ilay lehilahy atao hoe Gabriela,+ izay efa hitako tao amin’ilay fahitana teo aloha.+ Tokotokony ho tamin’ny fotoana fanaovana ny fanatitra takariva tamin’izay, ary tena reraka be aho.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara