Isaia 66:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Fa haharitra eo anatrehako ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao+ izay foroniko, ary haharitra hoatr’izany koa ny taranakareo sy ny anaranareo”,+ hoy i Jehovah.
22 “Fa haharitra eo anatrehako ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao+ izay foroniko, ary haharitra hoatr’izany koa ny taranakareo sy ny anaranareo”,+ hoy i Jehovah.