-
Ezekiela 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mitovy amin’ny vainafo mirehitra no fahitana an’ireo zavamananaina ireo. Nisy hoatran’ny fanilo mirehitra afo mazava be, nivezivezy teo anelanelan’izy ireo, ary nisy tselatra nanjelanjelatra avy tao amin’ilay afo.+
-