Jeremia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na ny vanobe eny amin’ny lanitra aza mahalala tsara ny fotoana andehanany.*Ary samy manaja tsara ny fotoana fiverenany* ny domohina sy ny sidintsidina ary ny fitatrala.* Fa ny vahoakako kosa tsy mba mahalala ny fotoana hitsaran’i Jehovah azy.”’+
7 Na ny vanobe eny amin’ny lanitra aza mahalala tsara ny fotoana andehanany.*Ary samy manaja tsara ny fotoana fiverenany* ny domohina sy ny sidintsidina ary ny fitatrala.* Fa ny vahoakako kosa tsy mba mahalala ny fotoana hitsaran’i Jehovah azy.”’+