FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 dia aza matahotra azy.+ Tadidio foana izay nataon’i Jehovah Andriamanitrao tamin’i Farao sy Ejipta manontolo,+ 19 dia ny sazy* lehibe efa hitan’ny masonao, ny famantarana sy fahagagana+ nataon’i Jehovah Andriamanitrao, ny tanana matanjaka sy herin-tsandry nampiasainy mba hitondrana anao hivoaka avy tany.+ Hoatr’izany no hataon’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny firenena rehetra atahoranao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara