FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Andao hanaovantsika tetika ireo. Raha tsy izany mantsy, dia hihabetsaka ry zareo ary hanampy an’ireo fahavalontsika raha sendra misy ady, ka hiady amintsika ary hiala eto amin’ny tanintsika.”

  • Asan’ny Apostoly 7:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mpanjaka hafa no nitondra tany Ejipta avy eo, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io.+ 19 Nampiasa hafetsen-dratsy izy hamelezana ny razambentsika, ka notereny hanary ny zanany vao teraka izy ireo, mba tsy ho velona ireny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara