Salamo 31:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoderaina anie i Jehovah,Fa nasehony tamin’ny fomba miavaka hoe tia ahy sy tsy nivadika tamiko izy,+ tao amin’ny tanàna natao fahirano.+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+
21 Hoderaina anie i Jehovah,Fa nasehony tamin’ny fomba miavaka hoe tia ahy sy tsy nivadika tamiko izy,+ tao amin’ny tanàna natao fahirano.+
22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+