Eksodosy 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nandeha teo alohan’ny vahoaka i Jehovah, ka andry rahona no nitarihany azy ireo nandritra ny andro,+ ary andry afo no nanazavany azy nandritra ny alina, mba ho afaka handeha izy ireo, na andro na alina.+
21 Nandeha teo alohan’ny vahoaka i Jehovah, ka andry rahona no nitarihany azy ireo nandritra ny andro,+ ary andry afo no nanazavany azy nandritra ny alina, mba ho afaka handeha izy ireo, na andro na alina.+