Nehemia 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Sahisahy ratsy+ anefa ny razambenay sady lasa mafy loha*+ ka tsy nihaino ny didinao. Salamo 78:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Amin’izay izy ireo tsy ho hoatran’ny razambeny,Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Dia taranaka niovaova hevitra,*+Sady nivadika tamin’Andriamanitra.
8 Amin’izay izy ireo tsy ho hoatran’ny razambeny,Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Dia taranaka niovaova hevitra,*+Sady nivadika tamin’Andriamanitra.