Nomery 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nitambatra hanohitra+ an’i Mosesy sy Arona izy ireo, ka niteny hoe: “Tena leo anareo izahay! Masina daholo ange ny vahoaka manontolo e,+ dia i Jehovah no eo aminy.+ Koa maninona ianareo no mieritreritra hoe ambony noho ny fiangonan’i Jehovah?”
3 Dia nitambatra hanohitra+ an’i Mosesy sy Arona izy ireo, ka niteny hoe: “Tena leo anareo izahay! Masina daholo ange ny vahoaka manontolo e,+ dia i Jehovah no eo aminy.+ Koa maninona ianareo no mieritreritra hoe ambony noho ny fiangonan’i Jehovah?”