-
Nomery 25:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Vao nahita an’izany i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, dia nitsangana avy teo amin’ny vahoaka ary naka lefona. 8 Nanaraka an’ilay lehilahy israelita nankao an-tranolay izy, dia nataony indray nandefona ilay lehilahy israelita sy ilay vehivavy. Dia nilentika hatrany amin’ny taovam-pananahan’ilay vehivavy ilay lefona. Dia nitsahatra ilay loza nahazo ny Israelita.+
-