Isaia 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa nafoinao ny vahoakanao, dia ny taranak’i Jakoba,+Satria lasa feno zavatra avy any Atsinanana ny taniny.Mampiasa herin’ny maizina+ hoatran’ny ataon’ny Filistinina koa izy ireo,Ary feno zanaky ny hafa firenena eo aminy.
6 Fa nafoinao ny vahoakanao, dia ny taranak’i Jakoba,+Satria lasa feno zavatra avy any Atsinanana ny taniny.Mampiasa herin’ny maizina+ hoatran’ny ataon’ny Filistinina koa izy ireo,Ary feno zanaky ny hafa firenena eo aminy.